msh_jhn_text_udb/04/53.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 53 Ka hain'ny gny rainy fa tamin'izay indrindra ro ora nanaovan'i Jesosy taminy hoe:" Velo gnanakao . La nino ie miaraky amin'ireo avorohotany manontolo. \v 54 Io ro famantara faharoe nataon'i Jesosy fony Ie niala tao Jodia ho agny galilia.