msh_jhn_text_udb/04/34.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 34 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Gny sakafo la gny manao sitrapon'Ilay magniraky Gnahy sady manao gny asany. \v 35 Moa Iha tsy milaza hoe:" Efa-bola sisa la ho avy gny fararano?" Resahako aminareo , hatopazo gny masonareo la henteo gny egny an-tsaha, fa fa masaky ka ho jinja reo! \v 36 zay minjinja la mnadramby karama voho mamory vokatsy ho amin'ny fiaigna mamndrakizay, ka hiaraky hazoto gny mpamafy voho gny mpijnjinja.