msh_jhn_text_udb/03/12.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 12 Laha magnambara taminareo gny raha teto an-tany aho nefa tsy hinoanareo, amin'ny fomba manao akory ri hinoanareo Ahy laha hiyantara aminareo gny raha-misy agny an-dagnitsy Aho? \v 13 Tsy nisy niakatsy agny an-dagnitsy afa-tsy lay nizotso bakagny, la lay Anak'Olo io.