msh_jhn_text_udb/02/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 6 Sady nisy vato eny teo zay fampiasa amin'ny andro fisasan'ny Jiosy, mahazaka roe hatramin'ny telo metatsy iaby. \v 7 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Feno rano gny siny." Ka nifenoan-drozy hatramin'ny ,olony io. \v 8 Lafa bakeo la hoy Ie tamin'ireo mpanompo hoe:" manova amin'io sady andeso agny amin'ny tompon'andraikitsy gny fikarakara." ka notanterahin-drozy io.