msh_jhn_text_udb/01/43.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 43 Gny hamarain'igny , laha te-hiala ho agny Galilia jesosy , la nahita gnan'i Filipo Ie sady nilaza taminy hoe :" Magnaraha Gnahy." \v 44 Filipo la avy agny betsahida, tananan'i Andrea voho Petera. \v 45 Nahita gnan'i Natanaela i Filipo ka niresaky taminy hoe:" Ie zay nisoratin'i Mosesy tao tao amin'ny lalagna, voho reo mpaminany, hitanay Ie , la Jesosy anak'i Josefa, bakagny Nazareta."