\v 35 Gny hamarain'igny , ndraiky, laha nijoro niaraky tamin'ny roe amin'ireo mpianany Jaona, \v 36 la nahita gnan'i Jesosy nandeha rozy, ka hoy jaona hoe:" Henteo , lay Anakin-Dranagnahary!"