msh_jhn_text_udb/01/16.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 16 Fa avy amin'ny fahafenoany ro nandrambesantsika iaby fahasoa hagnampy fahasoava. \v 17 Fa gny lalagna la namea tamin'ny alalan'i Mosesy. Gny fahasoava voho gny fahamarigna la avy tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy. \v 18 tsy nisy nahita gnan-Dranagnahary na mbia mbia. Fa ;ay Ndranagnahary raiky voho tokana, zao eo an-tratran'ilay Ray, ro nampahay Gnazy.