\v 17 Eka, sady ao amin'ny lalanareo la voasoratsy fa marina gny fijoroan'ny alon-droe vavolombelo. \v 18 Zaho ro magnambara gny vatako, sady gny Ray zay nagniraky Gnahy avao koa la magnambara Gnahy."