msh_jhn_text_udb/07/40.txt

1 line
356 B
Plaintext

\v 40 Gny sasany tamin'ireo vahoaky, lafa nahare reo safa reo, la niresaky hoe:" Toy tokoa lay mpaminany." \v 41 Reo hafa niresaky hoe:" Toy lay Kristy." Fa gny sasany niresaky hoe:' Fa nga Kristy bakagny Galilia? \v 42 tsy voalazan'ny Soratsy masina va fa Kristy la ho avy amin'ny avorohotan'i Davida sady baao Betlehema, lay tana zay nisy gnan'i Davida?"