msh_jhn_text_udb/02/20.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 20 sady hoy reo mpanapaky Jiosy hoe:" Efapolo enignamby tao ro nagnorena toy tempoly toy, ka iha va hahatsanga gnazy agnatin'ny telo andro?" \v 21 kanefa , momban'ny tempolin'ny vatany ro niresahany. \v 22 Tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty, la tiarona'ireo mpianany fa niresaky gnan'io ie, sady nino gny Soratsy Masina voho io safa niresahan'i Jesosy io rozy.