msh_jhn_text_udb/07/47.txt

1 line
210 B
Plaintext

\v 47 Nohon'io Fariseo namaly gnan-drozy hoe:" Voafitaky avao koa va nareo? \v 48 Moa nisy tamin'ireo mpanapaky mba nino Gnazy, na tamin'ireo Fariseo? \v 49 Fa reo vahoaky la tsy mahay gny lalagna, voaozo reo."