1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
\v 6 Sady nisy vato eny ze fampiasa amy gn'andro fisasany gny Jiosy teo, ze mirefy roe ka hatraminy telo metatsy iaby. \v 7 Hoy gnataony Jesosy tamin-drozy :" Feno rano gny siny." Ka nifenoan-drozy zisiky ambavany. \v 8 Lafa bakeo la hoy Gnataony tamin'ireo mpanompo hoe:" manobiza agnamin'io ka andeso agny amin'ny tompon'andraikitsy gny fikarakara." ka narahin-drozy io. |