\v 54 Ndra ia ia mihina gny nofoko voho mino gny rako la mana fiaigna mandrikay , sady hatsangako ie amin'ny andro farany. \v 55 fa gny nofoo ro tena fihina, voho gny rako ro tena finomy. \v 56 Zay mihina gny nofoko voho mino gny rako ro mipetraky Amiko ao, voho Zaho aminy ao.