\v 4 Nohon'io ro nisiam-piaigna, sady ioro fahazavan'ny gnolo iaby. \v 5 Gny hazava la mamiratsy ao agnaty hahiky, sady gny hahiky tsy nandresy gnan'io.