\v 23 Nisy raiky tamin'ireo mpianany, zay tian'i Jesosy , nipetraky teo amin'ny latabo ampitan'i Jesosy . \v 24 Namonjy gnan'io mpianatsy io Simona Petera ka nanao hoe:" Agnontanio Gnazy hoe ia io resahiny io." \v 25 Ka nimpoly nianky tamin'i Jesosy ie ka niresaky taminy hoe:" Tompo, ia io?"