\v 23 Hoy Jesosy tamin-drozy hoe:" Baketoy ambany nareo; zaho koa bakagny agnabo.. bakamin'izao tontolo zao nareo; fa Zaho tsy bakamin'izao tontolo zao. \v 24 Nohon'io , nambarako taminareo fa ho maty ao amin'ny fahotanareo nareo. Fa laha tsy mino nareo fa ZAHO RO IE , la ho maty amin'ny fahotanareo nareo."