\v 7 Sady Filipo namaly Gnazy hoe:" Ndra la mofo roanjato dinaria aza tsy ho ampy ho gnan'ny kirakiraiky ndra la kely iaby aza." \v 8 Raiky tamin'ireo mpianatsy , Andrea , rahalahin'i Simona Petera, niresaky tamin'i Jesosy hoe:' \v 9 Misy johary raiky eto mana mofo limy voho hazandrano roe, fa ino reo magnatriky reto olo maro?"