\v 25 Resahako aminareo marina , la marina tokoa, fa avy gny ora, sady avy io amizao, lafa handre gny feon'ny Anakin-Dranagnahary gny maty, voho velo reo zay mandre.