\v 10 Teto amin'izao tontolo zao Ie, sady Ie ro nahariana gnan'izao tontolo izao, voho zao tontolo zao tsy nahay Gnazy. \v 11 Avy tagny amin'ny olo Ie, sady gny olony tsy nandramby Gnazy.