\v 23 Laha amin'ny Sabata ro amorana gn'olo mba tsy ho voadika gny lilin'i Mosesy , la nagnino nareo ro masiaky amiko laha magnasitrana tanteraky olo raiky tamin'ny Sabata Aho? \v 24 Ka mitsara amin'ny endriky ivelany, fa mitsara am-pahamarigna."