\v 8 Nareo miaraky agny amin'ny firavoravoa; fa zaho koa tsy handeha amin'io fotony mbo tsy avy gny fotoako." \v 9 Tafaran'ny niresahany reo raha reo gnan-drozy, la nijano tao Galilia Ie.