\v 15 Zaho la tsy mangataky Aminao gny hangalanao gnan-drozy amin'izao tontolo zao, fa gny mba hiarivanao gnan-drozy amin'ilay raty. \v 16 Rozy la tsy gnan'izao tontolo zao, manahaky Gnahy tsy gnan'izao tontolo zao. \v 17 Hamasigno amin'ny fahamarigna rozy. Fa gny safanao ro fahamarigna.