auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-02-24 10:47:03 +03:00 committed by root
parent 16e2897008
commit 6657d159ac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Jesosy namaly hoe:' Gny fanjakako la tsy eto amin'izao tontolo zao . Fa laha mba ao agnat
\v 36 Jesosy namaly hoe:' Gny fanjakako la tsy eto amin'izao tontolo zao . Fa laha mba ao agnatin'izao tontolo gny fanjakako, la hialy reo mpanompoko mba tsy hanolora Gnahy amin'ireo Jiosy. Fa amizao gny fanjakako la tsy avy etoy. \v 37 Bakeo Pilato niresaky taminy hoe:" Mpanjaka ary va Iha?" Jesosy namaly :" Voalazanao fa mpanjaak Aho. Fa ho amin'io tanjona io ro naha