2022-02-21 13:07:02 +00:00
|
|
|
\v 25 Zay tia gny fiaignany la hagnary io; fa zay malay gny fiaignany eto amin'izao tontolo zao koa la hitanjaky gnan'io ho agny amin'ny fiaigna mandrakizay . \v 26 Laha misy manompo Gnahy, ao ie hagnaraky Gnahy; ka zay hipetrahako, la aoavao koa ro hipetrahan'ny mpanompoko. Laha misy manompo Gnahy , la hagnome vaninahitsy gnazy gny ray.
|