2022-02-19 14:13:08 +00:00
|
|
|
\v 32 Sady Jesosy namaly gnan-drozy hoe:" Maro gny asa soa nasehoko gnanareo bakamin'ny Ray. Ka ino tamin'iregny asa regny ro hitorahanareo vato Ahy?" \v 33 namaly Gnazy reo Jiosy hoe:" Tsy gny asa soa ro itorahanay vato gnanao, fa gny fivolagnanao raty, fotony iha, olombelo, la manao gny vatanao ho Ndranagnahary."
|