2022-02-19 05:10:32 +00:00
|
|
|
\v 66 Nohon'io , maro tamin'ireo mpianany ro lasa sady tsy niara-dia taminy sasy . \v 67 La hoy Jesosy tamin'ireo folo roamby lahy hoe:" tsy te andeha koa va nareo sa tsia?" \v 68 Sady Simona Petera namaly Gnazy hoe:" Tompo, ho agny amin'ia moa rahay? Iha ro mana gny safan'ny fiaigna mandrakizay, \v 69 sady nino rahay ka mamonjy mba hahay fa Iha ro lay Masin-Dranagnahary."
|