msh_jhn_text_udb/04/06.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2022-02-17 08:39:07 +00:00
\v 6 Teo lay fatsakan'i Jakoba. Nahatiaro vozaky tamin'ny liany Jesosy ka nipetraky teo amin'ilay fantsaka. Tokony teo amin'ny ora faha eny teo. \v 7 Nisy ampela samaritana raiky avy hantsaka rano, ka hoy Jesosy taminy hoe:' Mba omeo rano Aho hinomiko." \v 8 Fa reo mpianany fa lasa agny an-tana mba hivily hany.