\v 24 Atavo veloma reo mpitariky gnanareo iaby voho reo mpino iaby, reo zay avy agny Italia la manao veloma gnanareo. \v 25 Ho agnaminareo iaby anie gny fahasoava.