\v 18 Mivavaha ho gnanay, fa rahay la mino fa mana feon'ny fieretrereta malio sady magniry hiay am-pahamarina gny raha iaby. \v 19 Manosiky gnanareo bebe kokoa aza aho mba hanao izay, ka mba himpoly malaky agnaminareo aho.