msh_heb_text_udb/09/03.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 3 Ao ambaliky gny lamba faharoe la nisy efitsy raiky hafa, kinaiky hoe toera masy mare. \v 4 Nisy alitara volamena ho gnan'ny ditin-kazo magnitsy izay. Nisy gny fiaran'ny fanekea avao koa, zay rakotsy volamena tanteraky. Tao agnatin'izay la nisy siny volamena zay nisy gny mana, gny tehin'i Arona zay naniry, sady reo vato pisaky gny fanekea. \v 5 Egny agnabon'ny fiaran'ny faneka, la kerobima maro voninahitsy maro ro manaloky gny sarona fanarona, zay tsy afaky resahanay amin'ny antsipirihiny henanizao.