msh_heb_text_udb/03/14.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 14 Fa tsika la avy mpiara-miasa amin'i Kristy laha toa ka mitandraky mafy gny fahatokisantsika Gnazy hatrany am-piandoha ka hatragny amin'ny fiafara. \v 15 Fa gny mikasiky izay la fa voalaza hoe: " Henanio, laha mahanjajy gny feony nareo, la ka magnamafy gny fonareo, manahaky gny amin'ny fikomia."