msh_heb_text_udb/04/14.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 14 Noho izay, fotony tsika la mana mpisoronabe bevata zay nanjary namaky gny lagnitsy, Jesosy Zanakin-Dranagnahary, la ndao tsika hipitiky mare amin'ny finoantsika. \v 15 Fa tsika la tsy mana mpisoronabe zay tsy mahatsapa fangoraha amin'ny fahalementsika. Fa koa, tsika la mana olo raiky zay fa nalaim-pagnahy tamin'ny fomba iaby manahaky antsika, nefa Ie tsy misy ota. \v 16 Ao tsika handeha amin'ny fahatokia ho agny amin'ny seza fiandrianan'ny fahasoava, mba handrambesantsika gny famindram-po voho hahajery fahasoava hagnampy amin'ny fotoa ila izay.