msh_heb_text_udb/04/12.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 12 Fa gny safan-Dranagnahary la velo voho mandaitsy sady maragnitsy noho gny meso roe lela. Izay la mitoboky zisiky amin'ny fisarahany gn'ay amin'ny gny fagnahy, voho gny tono amin'ny tsoka. Ka azo fantary gny eritreritsy gny fo voho reo fikasa. \v 13 Tsy nisy famorogna nietaky teo agnatrehan-Dranagnahary. Fa koa, gny raha iaby la miharihary voho misokatsy eo imason'ny raiky ze tsy maintsy hampamoahintsika.