msh_heb_text_udb/04/06.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 6 Noho izay, fotony mbo voatoka ho gnan'ny sasany gny filira ao amin'ny fitsaharany, sady fotony maro reo Israelita nahaja gny vaovao mahafaly tsy nilitsy tao nohon'ny tsy fankatoava, \v 7 la nametraky andro raiky ndraiky nikaihy hoe: " Androany" Ndranagnahary. Tafaran'ny andro maro, la niresaky tamin'ny alalan'i Davida Ie, manahaky zay voalaza mialoha hoe: " Henanio laha mahanjanjy gny feony nareo, la ka manamafy gny fonareo."