msh_heb_text_udb/04/01.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 1 Noho izay, ao hiamby soa tsika mba tsy hisy agnaminareo gny tsy afaky hahatratsy gny safa fampanantena nenga ho gnanareo mba hiliranareo ao amin'ny fitsaharan-Dranagnahary. \v 2 Fa tsika la nagnambara gny vaovao mahafaly manahaky an-drozy. Fa izay hafatsy izay la tsy nisy tombony ho gnan'ireo zay tsy nitambatsy tao amin'ny finoa niaraky tamin'ireo zay nankato. ( ' Fanamariha: gny dikanteny sasany la mivaky manahaky zao: " Fa izay hafatsy izay la tsy nisy tombony ho gnan'ireo zay nahaja gnazy tamin'ny tsy finoa.")