diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt index 9d57ff5..c382650 100644 --- a/01/08.txt +++ b/01/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 Fa mikasikin'ny Anaky la hoy Ie hoe: " Gny seza fiandriananao, ry Ndranagnahary, la man \ No newline at end of file +\v 8 Fa mikasikin'ny Anaky la hoy Ie hoe: " Gny seza fiandriananao, ry Ndranagnahary, la mandrakizay sady ho traky farany. Gny tehin'yn fanjanao la tehin'ny fitsara. \v 9 Nitea gny fahamarigna iha sady nankahala gny fandikan-dalagna. Noho izay Ndranagnahary, Ndranagnaharinao, la nanosotsy gnanao tamin'ny menaky gny hafalia mihoatsy noho reo mpiara-dia agnaminao." \ No newline at end of file