auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-02-18 10:35:49 +03:00 committed by root
parent bbb0684783
commit e3e1881fbe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fa mikasikin'ny Anaky la hoy Ie hoe: " Gny seza fiandriananao, ry Ndranagnahary, la man
\v 8 Fa mikasikin'ny Anaky la hoy Ie hoe: " Gny seza fiandriananao, ry Ndranagnahary, la mandrakizay sady ho traky farany. Gny tehin'yn fanjanao la tehin'ny fitsara. \v 9 Nitea gny fahamarigna iha sady nankahala gny fandikan-dalagna. Noho izay Ndranagnahary, Ndranagnaharinao, la nanosotsy gnanao tamin'ny menaky gny hafalia mihoatsy noho reo mpiara-dia agnaminao."