auto save
This commit is contained in:
parent
63bac18af6
commit
5f8d0910df
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 22 Fa nareo koa, la avy tamin'ny tendrombohitsy Ziona sady teo amin'ny tagnan-Dranagnahary velo, gny Jerosalema agny an-dagnitsy, sady teo amin'ireo anjely agn'aly tamin'ny fankalaza. \v 23 Nareo la avy teo amin'ny antokon'olon'ny voalohan-teraky, zay voasoratsy anara agny an-dagnitsy. Nareo la avy teo amin-Dranagnahary, gny Mpitsara gn'olo iaby, sady teo amin'ireo fanahin'ireo olon'ny fahamarigna zay natao faratampony . \v Nareo la niavy tamn'i Jesosy, gny mpangalaky gny fanekea vaovao, sady teo amin'ny lio latsaky zay soa mare noho gny lion'i Abela.
|
\v 22 Fa nareo koa, la avy tamin'ny tendrombohitsy Ziona sady teo amin'ny tagnan-Dranagnahary velo, gny Jerosalema agny an-dagnitsy, sady teo amin'ireo anjely agn'aly tamin'ny fankalaza. \v 23 Nareo la avy teo amin'ny antokon'olon'ny voalohan-teraky, zay voasoratsy anara agny an-dagnitsy. Nareo la avy teo amin-Dranagnahary, gny Mpitsara gn'olo iaby, sady teo amin'ireo fanahin'ireo olon'ny fahamarigna zay natao faratampony . \v Nareo la niavy tagnamin'i Jesosy, gny mpagnelagnela gny fagnekea vaovao, sady teo amin'ny lio latsaky zay soa mare noho gny lion'i Abela.
|
Loading…
Reference in New Issue