msh_hab_text_udb/01/15.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 15 Mampiakatsy gnan-drozy iaby amin'ny fitana rozy; maninto olo ao amin'ny haraton-pia rozy sady mamory gnan'ireo ao amin'ny haratony. Io gny antony hazotoan-drozy voho hihikany mare. \v 16 Nohon'io la nanao soro ho gnan'ireo haraton-piany rozy sady nagnoro ditin-kazo magnitsy ho gnan'ireo haratony, fa biby lia matavy ro anjaran-drozy. \v 17 Moa va hagnafoana gny haratony rozy sady hanohy reo firenena, tsy mahatsapa fangoraham-po?