1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
\v 15 " Loza ho gnan'izay mampino gny mpiara-monina aminy, iha zay magnisy gny poizinao mandram-pamonoanao an-drozy mba ahafahanao mijery gny fitanjahan-drozy." \v 16 Ho feno fahamegnara iha fa tsy voninahitsy. Hino amin'io avao koa, voho hampiseho gny fitanjahanao. Himpoly hitoliky aminao gny kapoak'Yaveh eo an-tagnany ankavana, sady hahogno gny voninahitrao gny fahafaham-baraka. |