msh_hab_text_udb/02/01.txt

1 line
192 B
Plaintext

\v 1 Hitsanga eo amin'ny fiambenako aho sady hampijano gny vatako eo amin'ny tilikambo fiambena, voho hijery soa aho mba hahita zay holazainy amiko voho gny fomba hialako amin'ny fitaraignako.