1 line
279 B
Plaintext
1 line
279 B
Plaintext
\v 18 Mbo hiravoravo ao amin'i Yaveh aho. Hifaly aho noho gny famonjen-Dranagnahary ahy. \v 19 Gny Tompo Yaveh ro heriko voho manao gny tomboko manahaky gnan'ny diera Ie. Mampandroso ahy agny amin'ireo toerako abo Ie.__ Ho gnan'ny bevatan'ny mpihira, amin'ny fitaovan-dokangako. |