msh_hab_text_udb/03/16.txt

1 line
237 B
Plaintext

\v 16 Nandre aho, sady nihorohoro gny tao agnatiko! Nipararetra tamin'ny feo gny molotso. Avy tamin'ny taolako gny fahalova, sady nangovitsy gny vatako laha nandigny amim-pahangina gny androm-pahoria hiavian'ireo olo zay handroba gnanay.