msh_hab_text_udb/03/14.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 14 Natrobaranao tamin'ny ana-tsipikany avao gny lohan'ireo mpipialiny laha avy manahaky gny tafiotsy gnanay rozy, gny fifalian-drozy la hanahaky gnan'izay mandevogna gny mahantra agny amin'ny toera mietaky. \v 15 Fa nandeha namakivaky gny ranomasy tamin'ny soavalinao iha, sady nampisavovogna reo rano be.