msh_hab_text_udb/03/11.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 11 Gny masoandro voho gny drala nitoetsy teo agnabony teo amin'ireo fipetrahany abo tamin'ny hazavan'ny ana-tsipikanao ka nandositsy rozy, tamin'ny famirapiratan'ny tara-pahazavan'ny lefonao. \v 12 Nandeha namakivaky gny tany tamim-pahatezera Iha. Tamin'ny fahavinira ro nanosihosenao reo firenena.