msh_hab_text_udb/01/03.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 3 Nagnino ro ataonao mahita heloky aho sady mahita gny fanaovan-draty? Fandrava voho heriloha ro eo agnatrehako; misy fifandira, voho fanangana fifanjevona, \v 4 Nohon'io la tsy nagnenky gny lalagna, sady tsy naharitsy tamin'ny fotoa iaby gny rariny. Fa nagnodidy gny fahamarina gny raty fagnahy; ka la miboaky gny rariny diso." Mamaly gnan'i Habakoka Yaveh