\v 13 Niboaky ho amin'ny famonjena gny olonao iha, ho amin'ny famonje lay voahositrao. Manorotoro gny lohan'ny avorohotan'ny raty fagnahy mba hampiharihary gny fototry gny hatony. Sela