\v 7 Nahita lain'i Kosana azom-pahoria aho, sady gny fagnambara gny sikin'ireo lay tany amin'ny tanin'ny Midiana nihovitrovitra. \v 8 Masiaky tamin'ireo ony va Yaveh? Moa gny fahaviniranao va tamin'ireo ony, ndra gny siakao tamin'ireo ranomasina, lafa naondra reo soavaly reo soavalinao iha voho reo kalesim-pandresenao?