msh_hab_text_udb/02/12.txt

1 line
331 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-06-23 07:54:45 +00:00
\v 12 ' Loza ho gnan'izay mananga tana amin'ny ra, voho zay magnory tanan-dehibe amin'ny heloky." \v 13 Tsy bakamin'i Yaveh Tompon'ny maro va ro hiasan'ireo olo amin'ny bolo voho gny hisasaran'ireo firenena amin'ny zava-poana? \v 14 Kanefa gny tany la ho fenofahalala gny voninahits'i Yaveh manahaky gny rano mandrokatsy gny riaky.