msh_hab_text_udb/02/09.txt

1 line
412 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-06-23 07:54:45 +00:00
\v 9 " Loza ho gnan'izay fatra-pila hanagna amin'ny fanaovan-draty ho tombony ho gnan'ny avorohotany, mba hahafahany magnory gny akaniny amin'ny agnabony mba hiarovany gny vatany egny ampelatagnan'ny raty. \v 10 " Nizara fahamegnara ho gnan'ireo avorohotananao iha tamin'ny nandrigananao olo maro, ka nanota tamin'ny vatanao. \v 11 Fa hihiaka bakeo amin'ny manda reo vato, sady reo vatan-kazo ro hamaly an-drozy,